Thursday, December 16, 2010

Raha toa moa ka … tanisa, fanisa

Eo am-pamoronana tononkalo miala sakana hoe isa ny amontana dia hanoratra kely ato amin’ny blaogy indray aloha. Raha manana zanaka ampianari-manisa ianao dia izao indray izao no fomba vaovao mora hahaizany manisa, sady avy hatrany dia fanisa mijotso.

sarin'ireo mpanao politika voatonontonona : ravololomanana - sylla - ravalomanana - fetison - rajoelina - ratsiraka - zafy - rajaonarivelo - roindefo

Folo Ravololo...
Sivy Sylla
Valo Ravalo
Fito Fetison
Enina Rajoelina
Dimy Radidy
Efatra IZefa
Telo Jaonarivelo
Roa Roindefo
Isa sy ny sisa ...