Thursday, December 16, 2010
Raha toa moa ka … tanisa, fanisa
Eo am-pamoronana tononkalo miala sakana hoe isa ny amontana dia hanoratra kely ato amin’ny blaogy indray aloha. Raha manana zanaka ampianari-manisa ianao dia izao indray izao no fomba vaovao mora hahaizany manisa, sady avy hatrany dia fanisa mijotso.
Folo Ravololo... Sivy Sylla Valo Ravalo Fito Fetison Enina Rajoelina Dimy Radidy Efatra IZefa Telo Jaonarivelo Roa Roindefo Isa sy ny sisa ...