dotmg.net :: Work hard at whatever you do! (Ecc. 9. 10a, CEV)

Le projet sur la vérification orthographique en malgache peut être testé sur http://dotmg.net/spell/.

Raha toa moa ka … volivolana

Ohatry ny hoe dia nazoto nampiseho teny maloto teto amin’ity blaogy ity aho tato ho ato e? Kanefa ny namana izay zaza maditra aza ity efa misakaiza amin’Andriamanitra sy mamarana ny lahatsorany amin’ny hoe “Amin’ny anaran…

Raha toa moa ka … teny maloto 3

Translation in english below. Nisy mpanjifa vahiny iray izay tapa-kevitra hividy nom de domaine tamiko. HopeForYouth.MG ilay nom de domaine. Rehefa vahiny moa no mividy nom de domaine .MG dia en euro ny vidiny, ary any ho any amin’ny 110 Eur any ny h…

Raha toa moa ka … tsy nihaona tamin’ny minisitra

Nisy fandaharana izay tamin’ny fahitalavitra taloha, irony mpitsindroka izay mbola azo avadika chiffres eny amin’ny fako irony no natao interview. Mahavelona ve ity mitsindroka zôridira ity, hoy ny mpiasan’ny fahitalavitra manontany. Dia…

Raha toa moa ka … baiboly tia vetaveta

Taloha elabe aho nanao site ahazoana mamaky baiboly kristianina, dia sendra olana ara-teknika ilay serveur dia very tany ny données, moa efa nisy ihany koa ny site hafa nahafahana namaky baiboly, ny baiboly.org, dia najanoko ny ahy. Taty aoriana, sendra o…

Et si … j’ai croisé les doigts

Dans ma tendre enfance, je dirais que j’étais plutôt un enfant très sage. Mes résultats scolaires étaient une vraie fierté pour mes parents (et pour moi aussi) et je m’impliquais très bien dans les trucs de culte et de foi. J…

Raha toa moa ka … resa-ketotra

Fanokafam-bavony : Indray andro niara-nisakafo tamina namana izay aho. Dia voahitsako ny kirarony dia nanao azafady aho, dia nitsiky fotsiny izy. Kelikely mbola voahitsako indray, dia nanao azafady fanindroany. Mbola nihetsika ihany ny tongotro, fa hay hat…

Et si … MegaUpload a fermé

Les américains ont inventé un jeu très intéressant. Il s’agit d’un jeu de guerre de n personnes. Les règles sont simples : Règle numéro 1: vous avez un but : parmi les joueurs, vous avez un adversaire X et votre objectif est qu…

Raha toa moa ka … Onitiana filoha

Taratasy misokatra ho an’i Madama Onitiana Realy. Raha nijery ireo famakafakana nataonao tamin’ny fotoanan’ny Caucus nisafidianana ny ho kandidà tany Amerika nifanandrinan’i Hillary Clinton sy Barack Obama ny tenako, dia nahatsapa …

2012

Dimanche 01 janvier 2012, comme chaque année, je rend visite à mes Grands Parents à l’occasion du nouvel an. Cette année, j’y suis allé en scooter. On avait prévu de partir tôt, pour éviter la pluie, mais la pluie ne voulait pas vraimen…

Hébergé par dot.mg, le professionnel de l'hébergement internet à Madagascar. Valid XHTML 1.0 Transitional :: Valid CSS