Tsipelina - Rohy mety hahaliana.

Rohy vitsivitsy ihany mety hahaliana anao. Tsy voatery hifandray be loatra amin'ny resaka tsipelina anefa, fa mba voatsongo teny ho eny fotsiny. Raha heverinao fa manana ny toerany eto amin'ity lisitra ity ny sehatrao dia andefaso mailaka aho: MAHEFA.RANDIMBISOA/AT/GMAIL.C0M