Tuesday, December 24, 2013

Tsy halatra akory ny faharatràna

Indray andro hono nisy vorondolo anankiray nandehandeha teny amin’ny morontsiraka. Somary betsaka ihany anefa ny foza noana teo amin’io tora-pasika io izay mitady hanaikitra an’ilay vorondolo. Nahita hevitra ilay vorondolo fa notsindriany vato ireo foza ka tsy afaka nanaikitra intsony. Dia nandeha nandihidihy teo ambonin’ireo vato ireo amin’izay ny vorondolo ka nanantena fa tsy hisy hahakaikitra intsony.

Kelikely teo anefa, io fa naratra ihany ny tongony. Avy hatrany dia iretsy foza no nampangainy ho nangalatra ireo vato napetrany teo ambony tora-pasika. Nandalo teo Rabetsitonta dia hoy izy tamin’ilay vorondolo: “Tsy halatra akory ny faharatràna”.

Friday, November 29, 2013

Raha toa moa ka … manin-te woooooody (rediffusion)

Je suis un devin, là!

Efa niteny anareo ange aho taloha hoe izany Robinson izany miady rima amin’ny hoe Mamo e! Koa dia aleo haveriko indray ilay hiran’i MAMO ROBINSON hoe Mamo te hody …

Mamo te hody - Mamo Robinson

Je suis un devin là, efa tamin’ny mey 2009 aho no niteny!

Monday, November 4, 2013

Projection des résultats eléctoraux

J’avais créé un script qui me permettait de récupérer les pdf du site de la cenit en données brutes et je jouais aux projections des données au fur et à mesure que les résultats obtenus augmentent.

En vert le pourcentage obtenu lors de ma première projection, le 29 octobre.
En rouge le pourcentage provisoire de la CENIT, publié le 4 novembre à 16h30
En bleu la projection de ces résultats sur la totalité des bureaux de vote.

A ce rythme, le candidat numéro 33 recueillerait au final moins de 21% des votes, et le numéro 3 passerait un peu en dessus des 16%, soit tout au plus 5 points de différences.