Thursday, September 11, 2008

Raha toa moa ka … tonga soa DotMG (2)

Tsy ity no lahatsoratra voalohany ato amin’ity blaogy ity. Tsy azonao fafaina na ovaina ity lahatsoratra ity, satria tsy ho tafiditra ao amin’ny Toeran’ny mpandrindra ianao raha tsy mahalala ilay tenimiafina.

Misaotra anao mitsidika ny Blaogy.

  1. Mr FlatPress

    Friday, September 12, 2008 - 10:10:09

    Hi, this is a comment.

  2. pissoa

    Tuesday, September 23, 2008 - 20:30:39

    hello

    ah ah ah, ary oviana indray ity what if vaovao ity no nanomboka nandeha ?

    misenina be ilay lahatsoratra :))

    mba afaka mandalo dia mametraka sonia e. mazotoa o.

Add comment

Fill out the form below to add your own comments

User data





Add your comment