Thursday, May 26, 2011

Raha toa moa ka … Dada 2 (beta)

Tsy androany no mivoaka ny tena resaka fa mbola fanokafam-bavony ihany ny anio. Mbola tsy vonona tsara mantsy ny fampahalalana rehetra. Raha vao vonona ilay resaka dia halefa eto ihany.