Wednesday, January 23, 2013

The End

J’ai finalement décidé de terminer l’aventure What If.
Ny lasa tsy manao veloma hono naman’ny tezitra, dia tsy maintsy mba asiana fanaovam-beloma ihany eto amin’ny blaogy, fa tsy hanao toa an’i maintikely hoe any dia tsy hita intsony, tsy hay na maty na velona.

C’est le concept what-if que se termine, mais je vais continuer à bloguer, sur la même adresse, et également sur http://blog.dot.mg/

Cela veut dire qu’à partir de maintenant, ce que vous allez lire sur What If n’auront plus la même empreinte. Pas forcément. Si vous avez senti un semblant de thème sur mes écrits, à partir de maintenant, il n’y aura plus de style ou de thème, j’écrirai n’importe quoi.

Manomboka izao izany dia karazan’ny hoe tsy misy lohany tsy misy vodiny.

Voilà. The End.

  1. bloc25

    Sunday, February 24, 2013 - 15:39:46

    Izay izany ilay hoe raha toa moa ka vita hatreo i What if de lasa tsy misy lohany tsy misy vodiny !!! fa vatany fontsiny .
    Ahona ny fomba anaovana abonnement aminito blog ito fa rehefa mahatsiaro foana vo makato nefa mba mafinaritra ery ny mamaky azy .hihihihi!!!!

  2. DotMG

    Monday, February 25, 2013 - 09:14:56

    Salut bloc25, http://dotmg.net/what-if/feed/rss2/ no adiresin’ny fahana RSS, mino aho fa manana RSS reader. Sa abonnement par mail ve no tianao? Mbola tsy possible ny abonnement ankoatry ny RSS fa azo heverina ny par mail, twitter, facebook, raha misy mangataka :)

    Misaotra mitsidika e!

  3. bloc25

    Monday, February 25, 2013 - 17:50:26

    Hay ve misy rss eh io dia efa mety !!! misaotra. Raha asianao twitter, fcbk, mail , etsetra etsetra dia mety misy mpijery be dia be ah! Tsara be ilay blaogy , mahafinaritra ny mamaky azy. Sady misy zavatra mampihomehy foana eny antenatenany eny.

Add comment

Fill out the form below to add your own comments

User data





Add your comment