Monday, September 22, 2008

what if … define:eternity site:microsoft.com [Photo]

2878366632_87b1ff1454.jpg?v=0

  1. simp

    Monday, September 22, 2008 - 13:09:49

    14 ans ve zany? :roll:

    vista!!!!!!!!!!!
    tsy zakan’ny saiko

  2. simp

    Monday, September 22, 2008 - 13:10:40

    mety hoe bedabe ny isan’ny fichiers tao @ le DVD ngambany… plus an’le izy hoe vista :)

  3. DotMG

    Monday, September 22, 2008 - 13:38:18

    Simp> efa hoe Copying 4 items. Fichier 4 fotsiny. Fa ny Vista moa izany tsy hanaiky hilaza hoe tsy vitako io copie io fa mba tsy hitenenany an’izay dia aleony miteny hoe afaka 14 taona sy 7 volana. lol

  4. Tahina

    Thursday, September 25, 2008 - 19:04:17

    trop be ty lol

  5. Rajiosy

    Monday, September 29, 2008 - 12:55:10

    o ry lery e !
    VIDEO_TS ka hitan’ity atao kôpia. avadiho avi na mp4 aloha dia mba mihena am-pahadiminy eo ho eo ny lanjany !
    moa rehefa tsy mahovoka ny internety gasy, vidiana etsy an-tsisin-dàlana etsy fotsiny ny DVD piratin’ilay filma.
    Sa bedin’i Jesosy izany ?

  6. DotMG

    Monday, September 29, 2008 - 13:05:13

    Hanao montage no tanjona dia mila assuréna ny qualité des sources. Misy ampahana séquences maromaro mila alaina tao amin’ilay film hanaovana spot hafa. Raha vao miampitapita be codage/décodage dia lasa mipoaka hono ny sary, hoy ny nahay azy…
    Fa tsy dia any loatra ilay tiana haseho fa ilay Windoze tsy manaiky resy fa zavatra efa tsy ho vita mbola ikirizana eo ihany. Mety toe-tsaina tsara halain-tahaka ihany angamba io ka. Ny lafiny iray ilay tsy mety kivy, ny lafiny faharoa ilay manao sikidy mila voatsiary rehefa ampanaovina asa tsy ho vita, fa tsy tonga dia mandà avy hatrany hoe tsy tafa.

Add comment

Fill out the form below to add your own comments

User data





Add your comment