Thursday, October 21, 2010

Raha toa moa ka … zavamaneno misy tadiny.

Fanontaniana : milazà zava-maneno misy tadiny anankiray.

guitar%20collection%20049.JPG

Valiny : Akoholahy mifatotra.

(Tantara marina)

(Illustration : Cosio Galko’s sunburst guitar collection, licensed cc-by 3.0)

  1. DotMG

    Thursday, October 21, 2010 - 10:38:40

    Ny tsy fantatro dia hoe fanadinana am-bava ve ilay tranga sa fanadinana an-tsoratra, fa raha fanadinana an-tsoratra ilay izy dia misy mahasamihafa azy tokoa ny voambolana hoe “zava-maneno” sy ny hoe “zavamaneno”. Raha adika amin’ny teny frantsay izay mora hahazoan’ny Malagasy kokoa ny hevi-teny, ny hoe zava-maneno, misy tsipi-panohizana dia hoe “Une chose qui émet un son”, ary ny zavamaneno, tsy misy tsipi-panohizana kosa dia hoe “instrument de musique”.

    Tadidio tsara ary rehefa manoratra hoe tendrombohitra, lokomena, fandriampahalemana, fotodrafitrasa, solosaina, solomaso, Benitanàna mba hatao teny tokana mitambatra tsy misy tsipi-panohizana fa tsy sanatria hosoratana hoe tendrom-bohitra, loko-mena, fandriam-pahalemana, foto-drafitr’asa, solo-saina na solon-tsaina, solo-maso na solo maso, Ben’ny Tanàna.

  2. bloc25

    Thursday, October 21, 2010 - 12:27:13

    mibizna gitara gah dotMG?mdr!!!

  3. simp

    Thursday, October 21, 2010 - 23:44:47

    2 posts in 2 days!!
    wow, u’re on fire…
    way to go!!!!

  4. DotMG

    Friday, October 22, 2010 - 10:03:40

    bloc25> Billets 4 izao dia miezaka manisy fanavaozana kely eo amin’ny resaka avoaka, ka mba asiana sary na vidéo illustration kely isak’izay lahatsoratra atolotra. Na sary nalaiko na sary hita eto amin’ny internet fa azo ampisaina maimaim-poana (licence libre). Tamin’ity indray mitoraka ity tsy nahita sarina akoho mifatotra amin’ny mahazaka dia ireo sarina gitara ireo aloha no nampiasaina. Ratsy angaha ilay izy?

    simp> miha-mateti-piavy fa ohatry ny lasa fohy + kely koa a …

  5. bloc25

    Friday, October 22, 2010 - 11:45:50

    mahita ny sarin’ilay akoholahy mifatotra mitabataba alainao ain’ny fakantsarinao na video an’ilay izy izany zao no mety tena milay, otrany sary hamarotra gitara izany io dia mampiseho marchandise , izay aloha ny fahitako azy eh!

Add comment

Fill out the form below to add your own comments

User data





Add your comment