Monday, April 15, 2013

Ilay vadin-dreniny iny …

- Ilay vadin-dreniny iny …
- Fa iza indray Prezidà ity ompaompainao ity? Toa lagilagy vao maraina?
- Ilay vadin-dreniny iny e!
- Iza fa ny fahavalonao ange Raprezy betsaka e,
- K’efa hoe fahavalo. Ny vadiny hono no alatsany, ny vadiny anefa dia reniny ihany koa satria i Neny no fiantso ny vadiny, ka tsy vadin-dreniny izany i nedala? Sady efa fantatra izao fa zavatra tsy possible no angatahina, dia iniana atao. Eny e, ka ny tsy possible amiko koa moa possible amin-dry lerony.
- Ka na vadin-dreniny aza izy, efa Mariage pour tous koa izao no lamaody.

Add comment

Fill out the form below to add your own comments

User data





Add your comment