Friday, December 12, 2008

Raha toa moa ka … 366

Have a crush on the mayor’s wife admettre être raciste apokalypsa asio am’zay autre Andry Rajoelina blasphémer con selon elle dépression du Christ fucking mices guerre des gangsnavigateurs humour de Ravalomanana lasa i Rado lâcher un pet discrêtement mamangy amin’ny fahoriana miasa, miasa mafy, tsy miasa tsara moov doesn’t care mpitsara tsipelina ne pas comprendre à poil prédire la débâcle des Baréas se faire traiter d’irresponsable se moquer de Windows se moquer des innocents have a crush on the mayor’s wife

  1. pissoa

    Friday, December 12, 2008 - 18:09:35

    Tena efa taraiky be za zany ! Fa inona ity ry DotMg lol
    Sa mila mamaky an’ilay articles be dia be vao mahazo.

    Vonjeo eeee.

    (Nope, tsy spam io nosoratako io a hi hi hi)

  2. DotMG

    Friday, December 12, 2008 - 18:52:09

    reraka eo ianao raha hamaky an’ireo ka! Rehefa tsy tou dé hay ny dikan’ilay 366 dia aleo tsy miezaka ny hamantatra ka. Eritrereto fotsiny hoe rediredy manokana an’ingahy dotmg io.

  3. maintikely

    Saturday, December 13, 2008 - 01:35:57

    euh mahazo ve za sa tsia? famintinana ny taona 2008 eo @ tontolon’ny blaogy araka ny fahitan’i dot azy! saaaaaaa….

  4. tomavana

    Monday, December 15, 2008 - 11:28:09

    365 + 1 ?

  5. DotMG

    Monday, December 15, 2008 - 11:33:33

    @tomavana: bissextile ilay 2008 dia 366 andro fa tsy 365 andro. Dia misaotra amin’ny arahaba tatsy@ post aniversera. Buffet no natao dia self koa ny gâteau dia safidio izay tiana dia mazotoa homana e!!!

Add comment

Fill out the form below to add your own comments

User data





Add your comment