Thursday, October 3, 2013

Sary famantarana Vonjeo ny Fianakaviana

Ny “Vonjeo ny Fianakaviana” dia ketrik’i Eddy Ratovohery, hizarany torolĂ lana ho an’ny mpivady momba ny fanatsarana ny fifandraisana ao an-tokantrano. Nisy fotoana izy nahazo laka tany amin’ny haino aman-jery sy tamin’ny fiangonana protestanta sasantsasany teto an-toerana.

Logo Vonjeo ny Fianakaviana

Fa ohatry ny aritro fotsiny hoe mba inona ary no ambaran’ito sary famantarana ito? Tokony hampieritreritra inona ary re izy ity?