Monday, January 20, 2014

Hala-bato

Andraso aloha, ohatry ny tsy mahazo resaka aho an!

Considérant que par requête en date du 31 décembre 2013, dame RABENJAMINA née JEAN LOUIS Laura demande à la Cour de Céans l’annulation des voix obtenues par le Candidat Hery RAJAONARIMAMPIANINA dans le District d’Antananarivo Antsimondrano, Commune Ambalavao, Fokontany Ambohimamory, Bureau de vote n° 110503060101 ;

Considérant que lors du dépouillement, les candidats JEAN LOUIS Robinson et RAJAONARIMAMPIANINA Hery ont respectivement obtenu 24 et 50 voix ; que sur la copie du procès verbal reçu par leur délégué, les voix obtenues par les deux candidats sont 42 pour le candidat JEAN LOUIS Robinson et 50 pour le candidat RAJAONARIMAMPIANINA Hery ;

Andraso aloha, ohatry ny tsy mahazo resaka aho an!

Rehefa natao hono ny fanisam-bato dia 24 no azon’i JLR ary 50 ny an’i HVM. Ny PV ananan’ny delege JLR kanefa dia 42 ny an’i JLR ary 50 ny an’i HVM. Noho izany dia tokony hofoanana ny vato 50 azon’i HVM tao amin’io birao anankiray io? Izany hoe hanjary 42 (sa 24) ny an’i JLR ary 0 ny an’i HVM.

Tena tsy azoko ilay resaka rey olona a, mangataka an-dRamatoa RABENJAMINA teraka JEAN LOUIS Laura hitondra fanampim-panazavana.