Monday, January 19, 2009
Et si … humour express
http://www.lexpressm … isplay&id=23912
Sahala amin’ny marim-pototra ny ahiahin’ny prefén’ny polisin’Antananarivo fa dia tsikaritra teny Ambohijatovo tokoa tamin’ny Asabotsy teo ny olona telo izay efa nahita raharaha tamin’ny fitsarana. Tsy iza ireo fa Andriamatoa sy Ramatoa (ramatoa hoe?) isany Roland Ratsiraka, Henri Lecacheur ary Ialy Rakotoniaina.
Milay lesy kpresy a!