Saturday, January 17, 2009

What if … reconquering the paradise [video]

  1. Naina

    Monday, January 19, 2009 - 12:52:41

    Meric aloha tamion’ilay hira fa mba misy atao sonnerie an telephone indray iny e

  2. jentilisa

    Tuesday, May 1, 2012 - 23:13:53

    Tena tsy hitako mihitsy rangahy ity tamin’izany le… marina eee…

  3. jentilisa

    Tuesday, May 1, 2012 - 23:21:34

    Nefa hay moa tamin’izany aho mbola aloa mialoha ny sara idirana aterineto dia tsy afa-niditra youtube mihitsy fa manahy ny ho lany vola vetivety…

  4. DotMG

    Thursday, May 3, 2012 - 14:22:43

    Marina izany, ilay vidiana amin’ny minitra milona be raha vao ijerena video dia ianao fotsiny no lany vola eo. Fa lesona tsoahina ho an’ny webmaster izao ka, mila mieritreritra accessibilité hatrany rehefa manao site fa misy ny olona tsy mahita ny hitan’ny hafa. Rehefa nametraka video aho, ary video fotsiny no teo, dia tokony nasiako lahatsoratra manazava ny votoatin’ilay video ho an’izay tsy afaka mahita ilay video. Hampiharina amin’ny manaraka izay lesona izay. :)

Add comment

Fill out the form below to add your own comments

User data





Add your comment