Friday, September 4, 2009

Raha toa moa ka … dada [photo]

3886464945_0965cc761e_o.png

3886460085_a0d5b6b72c.jpg

  1. Hery

    Friday, September 4, 2009 - 18:22:36

    Arahabaina izany ianareo telo mianaka fa nahatonga vahiny e. Mandeha izany fotoana izany an. Dia iza indray no CodeName-n’i Meja? Sa Meja fotsiny? :-p

  2. tomavana

    Friday, September 4, 2009 - 18:45:36

    Arahabaina ry ray aman-dreny nomen’Andriamanitra ny fara, dia mahazoa tanjaka haingana ny reniny ary mitombòa tena sy saina ny zaza.

  3. jogany

    Friday, September 4, 2009 - 19:12:22

    wow plein de bonheur et santé à la petite famille !! on attend ses aventures de mini geek!

  4. simp

    Friday, September 4, 2009 - 19:32:43

    arabaina nahazo mpantsaka oo.
    mirary soa anareo rehetra.
    Ho lehibe feno fahendrena izy, hifanatitra @ dada sy neny.
    :)

  5. jentilisa

    Friday, September 4, 2009 - 20:25:57

    Dia miarahaba anareo ihany koa izany izahay e! maroroha taiza, ka mbola hampiana sa aoka izay?

  6. pissoa

    Friday, September 4, 2009 - 21:28:12

    Arahabaina nareo telo mianaka ooo !

    Ilay anarana aloha tena chapeau fa tiako be e hi hi.

    Mirary ny soa indrindra ho azy roa kely.

  7. bloc25

    Saturday, September 5, 2009 - 16:24:20

    Arabaina ianareo nahazo fara amandimby, mahafatifaty be mijery ny ankizy , dia mirary soa ho anareo efatra kely de ho salama tsara sy ho lehibe haingana, tsy ho sahirana ve zao i Dada fa lasa anakiroa dray no mety hahasaropiaro eo!!!! mahereza amin nuit blanche eh!!!! pour le premier mois!! de mampamangy ao amin’i Nenin’ny ankizy ao, mitovy anniversaire amin’ny papoose nay faharoa izy.

  8. DotMG

    Monday, September 7, 2009 - 09:56:15

    Misaotra daholo e!

    @Hery, @Pissoa, ilay Fandresena dia satria hitondra fandresena ho an’ny fianakaviana amin’ny lafiny rehetra ny fahatongavany eto an-tany, ary niantomboka tamin’ny fandresena tsara indrindra izay azon’ny ankolafy dotmg tany Maputo sahady moa izany. Donc, code name : V

    @jentilisa: efa ho avy ny fanintelony ary ho lahy kosa, tsy latsaky ny 6 volana dia ho tonga. Ho hitanareo eto ihany.

    @Bloc25: izany ve? nifanelanelana 1 andro indray kosa ny anniversaire-ny sy ny an’ny reniny.

  9. debstar

    Monday, September 7, 2009 - 17:57:06

    Arahabaina fa Dada indray izany. Ilay ela marina izy no tena milay an!

  10. ikalamako

    Tuesday, September 8, 2009 - 12:04:45

    oay letia e, ary misy rss tsy mandeha indray any zany fa toa tara train beuh zah !!!!
    Arahaba re ry smiley nahazo zandrikely dia mitomboa taiza re ry izy mivady. Mirary soa e !!!

  11. ikalakely

    Wednesday, September 9, 2009 - 13:27:27

    Raha toa moa ka…mahafinaritra be ny atao hoe dada dia misimisia ny oahatrizao an!

    Arahabaina e! maroroa taiza

Add comment

Fill out the form below to add your own comments

User data





Add your comment