Friday, December 10, 2010

Taratasy misokatra

Manahoana daholo indray. Salama tsara dia mba mieritreritra ny hiverina hanoratsoratra eto indray. Ny amin’ny androany aloha tsy misy resaka lava fa noezahina natao fohy, ary tsy ho anareo mpamaky ny what-if no iantefany fa ireo mpanao politika Malagasy tsy ankanavaka, na ny mpitondra ankehitriny na ny mpanohitra ankehitriny na ny ASS (Autres SenSibilités).

Natao taratasy misokatra ity, natao teny fohy dia fohy, ary natao an-tsary mihitsy mba hanamora ny famakian-dry zareo azy. Inoako tanteraka fa tena ho tafita ny hafatra tian-kampitaina amin’ity.

Natao an-tsary ny hafatra teto sao tsy hain'ny police ao amin'ny solosainao haseho. Jereo ny http://www.searchfreefonts.com/free/braille.htm raha tena liana ny hamantatra ny votoatin-kafatra

  1. Jentilisa

    Saturday, December 11, 2010 - 00:41:27

    Fa tonga dia sarina varatra sy basy sy orana no hitanay an! tpt

  2. finoanaranoray

    Monday, December 13, 2010 - 13:51:34

    Misaotra leroa fa tsy vitany hoe adin’ny moana sy marenina izy ty fa dia samy tsy mahita daholo…adilahy politika tsy misy farany…mampijaly vahoaka

Add comment

Fill out the form below to add your own comments

User data





Add your comment