Monday, September 7, 2009

Raha toa moa ka … hiverina amin’ny ara-dalàna isika

Misy volavolan-kevitra hanangana fikambanana iray izao efa naparitakay eran’ny tanàna any. Afaka miditra ho mpikambana ny olom-pirenena velona rehetra, maniry haneho amin’ny vahoaka eran-tàny fa mandàla ny ara-dalàna ny Malagasy. Tsy mahazo miditra ho mpikambana kosa ny mpanao politika, na ankolafy inona na ankolafy inona, satria ry lématy dia mpampandry adrisa fotsiny, milaza ho bonne sy milay kanefa feno fahalòvana.
Fikambanana MATI (Mpandàla ny Ara-dalàna Tena Izy) no hatao anaran’io fikambanana io. Tsy manao politika ary tsy manohana mpanao politika na iza na iza. Tsy azo hoentina amin’ny sehatra politika ny anaran’ny fikambanana.

aradalana.jpg

Ny mpikambana ao amin’ny MATI, araka ilay hoe Mpandàla ny Ara-dalàna Tena Izy, dia tena ho mpandàla ny ara-dalàna marina tokoa: tsy hiampita eny an-arabe raha tsy passage clouté, tsy hanakana betax raha tsy amin’ny toerana voatokana ho amin’izany, tsy midina am-pandehanana, tsy mividy amin’ny mpivarotra an-tsisin-dàlana tsy manara-dalàna, tsy miresaka amin’ny mpamily, tsy mamany eto, … etsetra, etsetra.

Friday, September 4, 2009

Raha toa moa ka … dada [photo]

3886464945_0965cc761e_o.png

3886460085_a0d5b6b72c.jpg

Monday, August 17, 2009

Et si … Michelle souhaite qu’on l’emmène danser

Et si, il y a huit ans, Edgar et Michelle ont dansé sur cette chanson, et Edgar murmurait les paroles aux oreilles de sa cavalière. Michelle avait 17 ans à l’époque.

Michelle, my belle.
These are words that go together well,
My Michelle.
Michelle, ma belle.
Sont des mots qui vont très bien ensemble,
Très bien ensemble.
I love you, I love you, I love you.
That’s all I want to say.
Until I find a way
I will say the only words I know that
You’ll understand.
I need to, I need to, I need to.
I need to make you see,
Oh, what you mean to me.
Until I do I’m hoping you will
Know what I mean.
I love you…
I want you, I want you, I want you.
I think you know by now
I’ll get to you somehow.
Until I do I’m telling you so
You’ll understand.

Deux ans plus tard, Michelle et Edgar se sont mariés. Ca fait six ans maintenant.

Aujourd’hui ça fait six ans que nous sommes mariés
Tu m’as donné de beaux enfants tu sais
Et depuis ce p’tit bal ou l’on s’est rencontré
Je n’ai cessé de t’aimer
Mais ce soir j’ai envie de déposer mon tablier
De me faire belle pour toi comme par le passé
Ton fauteuil, ton journal, tes cigarettes et la télé (*)
Ce soir laisses-les de côté
-
Emmènes-moi danser ce soir
Joue contre joue et serrés dans le noir
Fais-moi la cour comme aux premiers instants
Comme cette nuit ou tu m’as pris mes dix sept ans
Emmènes moi danser ce soir
Flirtons ensemble enlacés dans le noir
Timidement dis-moi “Michèle je t’aime”
Amoureusement je suis restée la même
-
Il n’y a plus que tes amis et le football qui comptent pour toi (**)
Et j’ai l’impression que tu ne vois plus en moi que le mère de tes enfants
Je ne te demande pas de m’offrir des fleurs tous les jours,
Mais de faire de temps en temps un geste d’amour
-
Et ce soir je voudrais encore une fois te retrouver
Rentrer au petit jour et puis t’embrasser
Ton fauteuil, ton journal, tes cigarettes et la télé
Ce soir laisse-les de coté

(*) Edgar est propriétaire de journaux et de télés.
(**) Une fois, Edgar passait à la télé, il regardait un match de foot : son équipe nationale contre le Bresil. Et le football, ça compte pour lui.

Mais comme toute bonne histoire a une fin malheureuse, Edgar n’a pas voulu l’emmener danser. Il s’est étonné qu’elle ne soit jamais fatiguée. Une dispute s’ensuit et le couple se sépare.

Goodbye, Michelle, my little one.
You gave me love and helped me find the sun.
And every time that I was down
you would always come around
and get my feet back on the ground.
Goodbye, Michelle, it’s hard to die
when all the bird are singing in the sky,
Now that the spring is in the air.
With the flowers ev’rywhere.
I whish that we could both be there.
We had joy, we had fun, we had seasons in the sun.
But the stars we could reach
were just starfishs on the beach.

Toute ressemblance avec des personnages politiques malgaches n’est que le fruit de votre imagination sur-politisée.

Monday, August 10, 2009

Raha toa moa ka … toaka sy ve-tsin

Dimam-polo taona androany Razily. Tsy ilay Razily nalaza nitondra saina tamin’ny hetsiky ny mpanohana ny ara-dalàna, fa Razily hafa, lehilahy nonina ao atsinanana kelin’Ambohimangakely ao. Toy ny isaky ny andron’ny tsingerin-taona nahaterahany dia hiboboka toaka indray Razily androany, tsy hijanona raha tsy mamo tampina. Raha ny faniriany dia hasiany ve-tsin sy poizim-boalavo iny toaka hosotroiny iny saingy … mbola mila mamelona an’i Jaona, zanany kilemaina izy ka tsy manan-jo ny hamoy fo.

Valo ambinifolo taona lasa izay, hankalaza ny tsingerin-taona faha 32 taonany Razily. Niala sasatra tany Antsirabe i Jaona zanany, ka lasa nalain’i Raivo vadiny tany. Tsy nahita taxi-brousse izy mianaka tamin’io fotoana io fa soa ihany nisy mpivady nitondra 404 fotsifotsy, handeha hiakatra indrindra, nanaiky ny hitondra azy mianaka. Tsotra be ireto olona nitondra azy, nilaza fa mpitandrina ilay rangahy mpamily ary tsara resaka teny ambony fiara.

- Mponin’Antsirabe ianareo mianaka sa mponin’Iarivo?
- Avy any Ambohimangakely tompoko, fa naka an’ilaikely ity avy naka vacances taty fotsiny.
- Hay? Dia hatry ny oviana no taty Antsirabe?
- Ilaikely herinandro izay fa izaho vao omaly alina no tonga taty. Haka azy fotsiny aho.
- Dia manao ahoana ny ao Antananarivo ao?
- Ao, tsy mety milamina ao ka. Izahay moa tompoko any ambanivohitra dia mba milamindamin-dratsy.
- Izahay mivady izao, hamangy havana eny Andravoahangy. Tokony ho amin’ny herinandro no hankaty fa naleo nandeha androany fa handray anjara amin’ny Diaben’ny fahafahana.

Efa nifanarahana tokoa fa hatreo Iavoloha ihany no ho afaka hitondra ireto manam-piara. Hay izany, mpanatevin-daharana ny hetsika politika ataon’ny Hery Velona ireto olona ireto. Rehefa nandeha teny anefa ny resaka, toa mitovy ny tadin-dokanga na amin’ny fijery politika, na resa-pivavahana, ka dia nifanaraka ny iray fiara fa hiaraka hijery izay ao amin’ity Diaben’ny Fahafahana ity, ary hiaraka ihany koa avy eo ho eny Andravoahangy, akaiky kokoa an’Ambohimangakely. Zaran-dRaivo koa aza mba ho tonga alohaloha any an-tanàna amin’ity fetim-badiny.

Anisan’ny tonga aloha teny Iavoloha ry zareo, ary tafiditra alohaloha ihany tamin’ireto vahoaka analin-kisa tsy mahalala izay hanjo azy afaka fotoana fohy. Na dia tafiditra aloha aza anefa, tsy nahita maso izay tena nitranga tao aloha tao, fa ny sofina no nandre poabasy tifitra variraraka tampoka, izay vao indreny vahoaka marobe mihazakazaka miverina, mamonjy aina, mihosin-dra ny sasany ary misy koa ny maratra. Tao anatin’iny fitsoahany iny no nahavoatifitra an’i Raivo sy i Jaona, Raivo avy ao an-damosiny, voatifitry ny bala iray izay tafagorobaka teo amin’ny kibony; i Jaona voa teo amin’ny feny sy ny sandriny havanana. Nisy lehilahy anankiroa, mpitolona, nibaby azy mianaka fa samy tsy afa-nihetsika intsony. I Jaona nikiakiaky ny tomany tsy an-kijanona, Raivo kosa tsy nandrenesam-peo. Ry Pasitera mivady tsy hita tao anaty sakoroka tao. Tety amin’ny arabe, nisy ny fiara namonjy izay maratra nitondra azy ireo tany amin’ny toeram-pitsaboana.

Ny ampitso vao maraina be no tonga teny amin’ny hopitaly Razily, rehefa nandre ny vaovao tamin’ny olona avy teny Iavoloha. Tsy ninoany anefa ny hahita azy mianaka ao fa fialà-nenina tsy maintsy atao fotsiny io, tsy nandeha nitolona tsinona fa ho nandeha taxi-brousse nandalo an’iny toerana iny fotsiny. Saingy indrisy, ketraka ny lehilahy nahita ny vadiny sy ny zanany miady amin’ny fahafatesana. I Raivo hono, vao adiny iray izay no nahatsiaro tena ary tsy misy ahiana intsony ny aminy, fa i Jaona kosa nolazain’ny mpitsabo fa voa ny hozatra ka halemy, ary mbola ahiana ny ainy.

Nihatsara ihany ny fahasalaman’izy mianaka. Asa anefa fa, iray volana taty aoriana, nodimandry tampoka tao amin’ny hopitaly i Raivo.

18 taona taty aoriana, mbola samy velona aina Razily sy i Jaona. Velona fa mitsipozipozy. I Jaona nantenaina ho dimby hiankinana no nanjary vesatra hobabena mandra-maty, satria kilemaina tapa-tongotra ary malemy ihany koa ny tanana havanana. Re fa nahazo famotsoran-keloka indray hono ireo mpanao politika.

Tsy azo asiana komantera hono ity lahatsoratra ity fa mba mamelà an-dRazily higoka am-pilaminana androany…

Thursday, August 6, 2009

Et si … la dernière réunion des Dalton

La rédaction de what-if se réserve le droit de refuser à certaines personnes la lecture de tout ou partie du contenu de son blog. Ainsi, nous refusons exceptionnellement à une personne le droit de lire cet article. Veuillez placer votre curseur sur le lien précédent pour vérifier qu’il ne s’agit pas de vous. En lisant cet article, vous acceptez cette règle, vous assurez que vous n’êtes pas cette personne et vous promettez de ne pas lui faire savoir l’existence de cet article.

Entrons dans le vif du sujet. J’ose croire que vous connaissez les frères Dalton (la bande de voleurs) et Lucky Luke (le rôle du héros). Ce que vous ne savez pas, c’est que Lucky Luke a été assassiné par Joe Dalton en 1972. Depuis cette époque, on n’entend plus parler de la course poursuite entre les deux camps rivaux. Pour les Dalton, depuis la mort de Lucky Luke finit le temps des braquages de banques et des hold-ups; finis aussi les prisons. Non pas qu’ils soient devenus des bons citoyens, non, ils continuent de voler mais d’une autre manière: plus civilisés, plus respectables et moins touchables.

Malgré leurs carences en intelligence, les Dalton ont tout du moins compris que pour dévaliser un banque, il est plus facile et moins risqué de le faire depuis l’intérieur. Ainsi, en 1975, Joe Dalton, celui qui a réussi à tuer Lucky Luke, est devenu directeur de la Banque. La combine est facile: récolter les richesses des bons citoyens, leur réclamer plus d’argent contre le service offert. Et quand il a besoin d’argent, on prend dans les caisses de la banque et il n’est même pas utile de rembourser.

C’est moins risqué mais il y a quand même un risque. Après 20 ans à la tête de la Banque du Texas, Joe Dalton fait face à la colère des clients qui constatent les magouilles. Une émeute s’éclate et les habitants réclament la démission du directeur de la Banque. N’étant pas préparé à ce cas de figure, il finit par être ejecté de son siège. Son propre frère Averell, qui n’a rien reçu de ses magouilles, figure parmi les gens qui ont profité de l’émeute pour lui faire payer son ingratitude. Après le départ de Joe, Averell Dalton est nommé nouveau directeur de la Banque du Texas.

Une chose est sure, Averell est le moins intelligent des frères Dalton. Il braque sa propre banque avec l’ancienne méthode, et sans même porter de cagoules. Il est alors viré et remplacé vite fait par son prédécesseur Joe Dalton. Ah, ces texans, ils ne trouvent personne pour diriger leur banque. Une autre chose est sure, Joe Dalton n’a pas changé et ne changera jamais. Mêmes causes, mêmes effets: une autre émeute mais cette fois, quand Joe Dalton est expulsé hors du Texas, c’est Jack Dalton qui le remplace en tant que directeur. Jack Dalton réussit à voler en un an trois fois de ce que Joe a volé en 3 ans, considérant que les deux autres Dalton étant hors courses, personne ne pourra lui résister. Eh bien, c’était sans compter sur l’ambition et l’arrogance du moins connu des Dalton: William. Et l’inévitable arriva: William l’expulse hors du Texas et s’autoproclame nouveau directeur de la banque du Texas.

Et là, malheureusement pour William, les mafieux directeurs des autres banques se réunissent et s’unissent contre lui. Ils ont constaté que les troubles qui ont lieu dans la banque du Texas va éveiller des soupçons dans les autres villes et porteront préjudice à leurs businesses. Ils ont donc convoqué les frères Dalton pour leur enseigner l’art de faire des magouilles sans susciter des émeutes, ainsi que la règle les obligeant à se respecter entre eux. Cette formation est à huis-clos, voici tout ce que j’ai pu y entendre :

- « Je hais Lucky Luke ! Je hais Lucky Luke ! »
- « du calme, Joe »
- « Joe, du calme »
- « Quand est-ce qu’on mange ? »

* A lire aussi :

Les Frères Dalton sur Wikipedia

Lequel des Dalton en a la plus grosse?. Personnellement, je pense que Joe en a la plus grosse, mais inversement le plus court : 4 cm au maximum. Averell en aurait une assez longue mais de diamètre si petit que cela ressemble à un crayon neuf …

Thursday, July 16, 2009

Et si … faut pas dire à qui je ressemble

Si vous savez le vocabulaire exact pour définir les genres d’étudiants impopulaires, mal fringués et tout le contraire de sexy (soit trop gras soit trop maigres), mais hyper-intelligents / presque surdoués, qui ont toujours les bonnes notes sauf en Epreuves Physiques et Sportives … vous voyez ce que je veux dire? Pour ce billet, je vais me contenter du vocabulaire “Tronches”, quoique j’aime pas trop la définition du verbe troncher.

Récemment, j’ai diffusé dans mes messages courts sur identi.ca que je n’aimais pas la tête du Président Sarkozy, sans une raison particulière, je ne l’aimais pas et c’est tout. Ce n’était pas un mensonge, c’était une vérité. J’ai ensuite répondu sur Facebook que ça devait être parce qu’il me donnait l’impression d’un petit homme qui veut désespérément convaincre et se convaincre d’être grand.

Cette antipathie n’a rien avoir avec la politique ou sa façon de penser, je ne suis même pas Français. C’est dans le physique de son visage. Et là, une camarade d’école m’a fait la remarque très désobligeante que mon avatar sur Facebook (qui est mon vrai visage) est une sosie de sa p****n de face. Non, c’est une insulte, je sais que je ne suis pas un beau gars, je ne l’ai jamais été; mais Sarkozy?

Je crois que Sarkozy, quand il était étudiant, il était une tronche. Je l’imagine maigrelet, petite taille, bosseur et premier de la classe. J’avoue que quand j’étais étudiant, j’avais de meilleures notes en maths qu’en EPS (le double de la note d’EPS). J’avoue que j’était un petit poucet quand j’étais étudiant, le plus petit même. J’avoue que quand j’étais étudiant, alors que les autres “populaires” parlent de dépuceler et se faire dépuceler, moi et ma bande on était encore à regarder Sauvés Par Le Gong ou Club Dorothée (DragonBallZ tu connais?). Mais je n’étais pas une tronche, non.

Les tronches, quand ils grandissent, ils ont des têtes comme Sarkozy ou Rick Moranis. Moi, je le répète, je ne ressemble pas à çà.

Et vous savez un Malgache qui a été une tronche et qui est devenu président de Sénat? En tout cas, celui à qui je pense a déclaré qu’il était toujours le meilleur élève à l’école.

Sur ce, à la prochaine.

Friday, June 19, 2009

Raha toa moa ka … tahotahon-katsaka

Fony mbola tovolahy kely ny tena dia isan’ireo mafana fo amin’ny filalaovana tantara an-dampihazo tao am-piangonana isaky ny fetin’ny Krisimasy sy ny taom-baovao. Tsaroako anisan’ny tantara iray nolalaovinay fahiny ; nisy tanora kristianina iray nosakanan’ny rainy niteraka azy tsy hivavaka, ka hoy ilay rainy : “Na ialahy mijanona amin’io fivavabavahan’ialahy io, na ialahy tsy zanako intsony manomboka anio”. Dia hoy ny navalin’ilay tanora: Hatrizay nahakely ahy aho dia voatery niantso anao hoe Raiko, fa ankehitriny kosa aho dia malalaka hihiaka hoe “Rainay izay any an-danitra!”

Dadanay izay any ivelan’ny Nosy
Hankalazaina anie ny anaranao
Ho tonga anie ny fiverenanao
Hatao anie ny sitraponao
Eto Ankorondrano ka hatrany Parisy.
Omeo anay mpiasanao (zanakao) anio ny anjara karamanay sahaza ho anay
Ary mamelà ny tsy fahavitrihanay mitokona
Tahaka ny namelànay ireo mpiara-mitokona aminay tsy mavitrika.
Ary aza mitondra anay amin’ny lacrymo sy ny herim-pamoretana
Fa manafaha anay amin’i Charles
Fa anao ny Fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra
Mandra-piverin’ny ara-dalàna.

Amen.

Masiaka ve? Aaaa, mba maneho fotsiny aho misy lafy ratsiny ilay miantso ny mpitarika politika hoe “Dada”. Io fiantsoana hoe “Dada” io dia maneho fifandraisana am-po akaiky sy mifatotra tsara eo amin’ny mpanohana sy ny tohanana, izay ny hany maharatsy azy dia mirona any amin’ny atao hoe “extremisme du culte de la personnalité”, ka na inona na inona baikon’i “Dada” dia hotanterahina, ary tsy ny lohan’ny tsirairay no hisaina fa izay lohan’i “Dada” sy izay asainy atao no hatao.

Raha io solonanarana hoe “Dada” io no noheverina fa hampahomby ny tolona amin’ny fitondrana tateza-mita, dia io no tena hanapotika izay mba tapa-porohana sisa tsy may amin’izany tolona izany rehefa ho “faty” (anaty farango sosona) i “Dada”, satria dia hiara-maty amin’i “Dada” ao ny tolona ka afaka hanjaka tokana tsy misy aro-fanina amin’izay ny manam-pahefana sisa tavela eo. Dia hiverina indray ilay faribolana vetaveta-n’ny fiainana politika eto amin’ny Nosy.

PS: Raha nanitikitika anao hoe inona no idiran’ilay lohateny (tahotahon-katsaka) amin’ilay resaka, ny valiny dia : tsy misy tompoko.

Wednesday, May 27, 2009

Raha toa moa ka … manin-te woooooody (+video)

Any Gasikara no fonenako
Any aho no mody raha vao miala ety
Vetivety foana dia ho hitako
Ilay Iavoloha, tiako ery

Ô ry HAT, nahoana kosa ho’aho,
Izay nalavonao no tsy tafarina?
PM, PRM, AN sy Sénat
Naonganao daholo tsy afa-niala pà

Maka ianao tsy miera mamely tampoka
Tsy misy serasera na ady varotra
Fatana sy mofo voaroban’ny jiolahy
Nataonao tsy afa-bela ireo mpanohana ahy

Fa ny volan’i Obama, fa ny volan’i Obama
Tsy ho azonao na oviana na oviana Rajoelin’ ô!

=========
Nandao anao ela aho zanako ô
‘Zao dia te hody aho
Maniry hiankina an-tratranao
‘Zao dia te hody aho
Ty tamy aho
Zaza malala ô
Raiso ny tanako
Ty tamy aho
Zaza malala ô
Raiso ny tanako

Thursday, May 7, 2009

Raha toa moa ka … manohana ny HAT

Izahay filoha mpanorina sy mpikambana rehetra ato amin’ny FTFMA (Fikambanan’ny Tompona Fiara Mitanin’Andro) manerana ny nosy dia manao izao fanambarana izao :

1) Manohana ny fitondrana tateza-mita izay tarihin’ny Filoha Andry Nirina Rajoelina, ary manohana ny asa fampandrosoana iantsorohan’ny Governemanta Tateza-mita tarihin’ny Praiministra Monja Roindefo Zafitsimivalo.

2) Manambara fa ny fiaranay dia nizaka ny mafy noho ny didy jadona tamin’ny fitondran’i Marc Ravalomanana, rehefa nivoaka ny didy mandrara ny fampiasana ny film matroka izany nanampy ireo fiara mitanina andro ireo tokoa hiady amin’ny hafanana.

3) Io didy mandrara ny fampiasana ny film matroka amin’ny fitaratry ny fiarakodia io dia tsy mitondra fampandrosoana sy filaminana velively, fa hevitra taingina nataon’ny mpitondra tamin’izany fotoana hamporisihana ny zandary sy polisy amin’ny fitangoana sy fanorana anay tsy manan-tsiny fotsiny. Tsipihinay ihany koa fa tsy mifanaraka velively amin’ny toe-tany mafana aty Afrika sy Madagasikara io didy io.

4) Taorian’ny famoahana ireo Gadra Politika sy ny fanokafana indray ny fiangonana FPVM, dia mitaky izahay ato amin’ny FTFMA ny mba hanafoanana io didy mandrara ny fampiasana ny film matroka io.

Amin’ny anaran’ny Birao sy ny mpikambana rehetra manerana ny Nosy.

Antananarivo, 07 mey 2009.

Tuesday, April 28, 2009

Et si … l’origine du monde

Attention, ce billet contient les mots-clés suivants qui pourraient heurter la sensibilité de certains : L’origine du monde, macho, testostérone, sexe, organe génital, pénis …

Quand je naquis, et que j’ai vu que j’avais un pénis, je me suis dit: “Bon, je serai un macho. Les hommes sont plus forts, plus intelligents, mieux en tout que les femmes, sauf peut-être pour repasser et pour suivre les feuilletons interMINABLES.”

En grandissant, ce sentiment de macho s’est vu renforcé, quand j’ai fait l’auto-école. Quelle galère pour le pauvre moniteur quand un fille du sexe féminin s’asseyait devant le volant. Je me souviendrai toujours d’une phrase d’un moniteur envers une fille qui ne serrait pas le volant assez fort : “Mademoiselle, ça, c’est un volant de voiture, ce n’est pas un organe génital masculin : il ne sentira aucune douleur même si vous le serrez de toutes vos forces. Par contre, vous, vous serez en danger si vous continuez à le tenir ainsi.”

Ou alors quand j’ai fait apprendre à une fille comment se servir d’un clavier d’ordinateur et de la souris … (Elle avait de looooongues ongles, imaginez en combien de temps j’ai pu lui passer les bases de comment tenir la souris et faire déplacer le curseur, comment taper Ctrl+Alt+F1 …)

Mais après mûres réflexions, il y a bien des domaines où les femmes sont mieux que les hommes, et pourtant, tout le monde, y compris les femmes, pensent que ce sont des domaines réservés aux hommes. Et il ne s’agit pas de repasser les linges ou de suivre des feuilletons. Vous ne l’aurez pas deviné, je parle de politique. C’est dur à comprendre mais les Rainiboto, les Argentins, les Philippins, … l’ont compris. Les Français et les Américains l’ont presque compris.

l'origine-du-monde.jpg

(L’origine du monde est un tableau représentant le sexe et le ventre d’une femme allongée nue sur un lit, les cuisses écartées, et cadrée de sorte qu’on n’en voit rien au-dessus des seins ni en dessous des cuisses. Photo: screenshot de Wikipédia. Image dans le domaine public.)

A Madagascar, une démission collective de ministres a réussi à faire démissionner le président Ravalomanana le 17 mars 2009, mais la première à démissionner fut une femme, Manorohanta Dominique Cécile Marie-Ange, Ministre de la Défense Nationale, la seule qui a eu assez de couilles pour tenir tête à Papa en dénonçant le carnage du 07 février 2009 à Antaninarenina. Malheureusement, l’ère après-Ravalo fut pire qu’avant, non pas parce que c’est TGV qui a pris les pouvoirs, mais parce que c’est toujours des hommes qui ont repris le pouvoir. Théorème du jour: Testostérones et pouvoir politique ne font pas bon ménage.

Donc, pour avoir une tateza-mita réussie, ce n’est pas les réconciliations, assises nationales, gouvernements d’union nationale qui sont les solutions, la solution est un gouvernement exempt de testostérone.

Et pour vous faire une idée : voici un aperçu des membres de ce gouvernement avec un taux élevé de progestérones et d’œstrogènes :

Manorohanta Dominique Cécile Marie-Ange : Présidente de la Transition, ayant l’attribution du Président de la République.

Elia Ravelomanantsoa : Premier ministre, Chef du Gouvernement.

Mialy Rajoelina : Ministre des Affaires Etrangères, fa mailo ihany amin’ireo Bretton Woods ireo na izany aza.

Lalao Ravalomanana : Ministre de la Population et de la condition masculine.

Harilala Ramanantsoa (PDG Madavision, Madame Grande Braderie) : Ministre de l’industrialisation et du commerce

Onitiana Realy : Ministre de la Poste, des Télécommunications, de l’Information de de la Communication.

Mathilde Rabary : Ministre de la Justice, Garde des sceaux

Suzanne Ratsimamanga : Ministre de la Santé

Hanitra Randriamboavonjy : Ministre de l’Education Nationale et de la Recherche scientifique (raha izy no manapa-kevitra dia ekeko ny fanagasiana)

Eric Tahina Razanamaholy : Ministre de la Jeunesse, des Sports, de la Culture et des Loisirs.

Et comme il y a toujours une exception, comme quoi les gouvernements macho ont des ministres féminins :

R Clee “Cocorico” : Ministre de la Défense Nationale et de la Sécurité Intérieure.